ONIR CMS

CMS ho an'ny chatbot

Mamorona assistant IA araka ny ilainao azy

Miaraka amin'ny ONIR CMS, mamorona assistant IA na chatbot mifanaraka amin'ny filanao sy ny endrika ilainao azy.

Fanandramana

Andramo.

Andramo mivantana ny chatbots-n'ny mpiara-miombon'antoka aminay.

Malalaka sy open source

Ny IA ho an'ny rehetra.

Mananjo hampiasa sy hitrandraka ny IA amin'izay mahasoa sy manampy azy ny rehetra

Jereo ny kaody ao amin'ny GitHub

Tetikasa malagasy

Tetikasa malagasy ho an'ny IA.

Teraka tao Madagasikara ny ONIR CMS. Mino izahay fa tokony ho malalaka, azo idirana ary mahasoa ny fikambanana eto sy any an-kafa ny IA.

Mirehareha ho malagasy

Modely IA

Ny modely rehetra mifanaraka amin'ny OpenAI.

Ampiasao ny mpamatsy sy ny modely tianao, miaraka amin'ny lakileo manokana.

OpenAI
Anthropic
Google Gemini
Meta / Llama
Mistral AI
DeepSeek
xAI / Grok
Groq
Cohere
Perplexity
Together AI
OpenRouter
Hugging Face
Ollama
NVIDIA NIM
Qwen
Moonshot / Kimi
Zhipu / GLM
Azure AI

Mivantana na amin'ny alalan'ny vavahady mifanaraka amin'ny OpenAI. Ny marika sy ny logo dia an'ny tompony.

Ireo fampiasa

Ny fototra.

Famoronana chatbot

Andraikitra, fomba firesaka ary endrika.

Fanarahan-dresaka

Ny resaka rehetra amin'ny toerana iray.

Fandraisan'olona

Raiso ny tanana rehefa ilaina.

Fampidirana & API

Ampifandraiso amin'ny fitaovanao.

Fiche fandraisana mpanjifa

Angony sy hita ny zava-dehibe.

Fanamboarana endrika

Araka ny marikao, hatramin'ny 3D.

Articles

Mety ahaliana sy hanampy anao

Tohano izahay

Serivisy mazava sy mifanaraka amin’ny filanao.

Misy fomba an-jatony sy iray hanohanana ny iraka ataonay: amin’ny fandraisana anjara, na amin’ny fampiasana ny serivisinay.

ONIR CLOUD Fangatahana abonnement Cloud

Fenoy ny mombamomba ny fikambananao sy ny fifandraisana. Hahazo kaody tokana hampiasainao amin’ny famindrana Orange Money na Mvola ianao.

ONIR Andao hiresaka ny tetikasanao

Valio ny fanontaniana vitsivitsy, hiverenanay amin’ny tolo-kevitra mifanaraka aminao.

Hamboarina ao amin’ny WhatsApp na mailaka ny fangatahanao. Tsy misy angona voatahiry amin’ity tranokala ity.

Fifandraisana

Andao hiresaka momba ny tetikasanareo.

Miresaka mivantana amin’ny assistant IA anay na mifandraisa aminay mivantana amin’ny :